Entrée tomombana (tombana)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Vita tsara tanteraka, lavorary: Tomo [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction française   accompli, parfait, achevé [Abinal 1888]
Exemples  
1Na voly vary aza tsy tomombana raha tsy eo aho. [FOFAFIPE: Rosovola, page 109]
2Matokisa ahy hianareo, matokisa fa ho tomombana ny zavatra rehetra! [Fagereng: Tantara, page 23]
Dérivations  

Mis à jour le 2017/05/17