Entrée | 1 fahatoranana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 torana |
Explications en malgache |
4 [1.13] fahasaforana, tsy fahatsiarovan-tena vetivety |
Explications en français |
5 [1.13] évanouissement, perte de connaissance |
Exemples |
6 [2.472#] Rahefa afaka amin' ny fahatoranana vaovao andray, dia miverina ny karavasy. 7 [2.4#] Ny tsindrona mbola reko manaintaina ihany, ny lohako voakapoka mbola manao ny ataony, ny vokatry ny fahatoranana sy ny tsy fatoriana, nitambatra daholo izany rehetra izany. |
Anagrammes | 8 fahatanorana, fahatoranana, fanatorahana |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |