| Entrée | 1 fahatrotrahana |
| Radical | 2 trotraka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en français |
4 épuisement [1.3] |
| Exemples |
5 Na dia eo aza ny fahatrotrahana tamin' ny lahasa mafy nandritra ny andro, dia mbola miran' endrika ihany Rainitoandro mahatsinjo ny vady aman-janany iray tafasiry eo amorom-patana.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Synonymes | 8 hatrotrahana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|