Entrée | fahavalo (valo) | |
Partie du discours | adjectif | |
Définition malgache | Milaza ny filaharana manarakaraka ny fahafito [Rajemisa 1985] | |
Traduction française | huitième [Abinal 1888] | |
Exemples | ka ny zazalahy rehetra dia nasaina noforana tamin' ny andro fahavalo manaraka ny andro nahaterahany [Randzavola: Baiboly] | |
Entrée | fahavalo (valo) | |
Partie du discours | nom | |
Traduction française | huit brasses [Abinal 1888] | |
Vocabulaire | Espace | |
Entrée | fahavalo (valo) | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Ny mankahala ny tena, ny miady sy mifanohitra amin' ny tena ka mitady hamono mihitsy aza: Efa resy ny fahavalo ¶ Izay rehetra manimba ny hafa: Ny toaka no fahavalon' ny fahasalamana voalohany. / Tsy manam-pahavalo afatsy ny mosary aho, hoy Andrianampoinimerina [Rajemisa 1985] | |
Traduction anglaise | an enemy, lit. the eighth. Its meaning, an enemy, comes from certain arrangements in the sikidy divination. [Richardson 1885] | |
Traduction française | ennemi. On donne ausi ce nom aux enfants encore dans le sein, parce qu'ils peuvent causer la mort de la mère [Abinal 1888] | |
Exemples | Ravan'ny fahavalo, hono, Antsirabe. [Rajohanesa: Kintana] | |
Citations | Textes citant fahavalo Proverbes contenant le mot fahavalo | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |