Entrée fahazoana (azo)
Partie du discours nom
Explications en français L'action de gagner, d'obtenir, de recevoir, d'atteindre, de saisir, de comprendre, de pouvoir, le moyen, le lieu [1.3]
Exemples 
1Faly dia faly, amy ny io ambony noho ny fahazoana zaza vavy. [2.59]
2Eo amin'ny fahazoana pasipaoro dia ilaina koa ny sora-piankohonana. [2.117]
Morphologie 
Simple : fahazoana, fahazoako, fahazoanao, fahazoany, fahazoantsika, fahazoanay, fahazoanareo, fahazoan', fahazoan-, fahazoam-, fahazoa-
Préfixée : -pahazoana, -pahazoako, -pahazoanao, -pahazoany, -pahazoantsika, -pahazoanay, -pahazoanareo, -pahazoan', -pahazoan-, -pahazoam-, -pahazoa-
Mots composés 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/01/20