|
|
|
|

Entrée (1/2)1  azo
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3 Lasa tompon-javatra: Azoko ilay loka lehibe
4 Tratra, voasambotra: Azon' ny saka ny voalavo
5 Voan' ny...: Azon' ny tazo tany an-tsiraka tany izy
6 Takatry ny saina: Sarotra loatra izany teny izany ka tsy azoko
7 Voaray: Azoko anikeheo ilay taratasy nalefanao afakomaly
8 Ananana fahafahana manao: Tsy azo idirana ato
9 raha misy ny teny atao ao aorianany dia manana izany hevitra izany koa izy: Tsy azo atao ny miditra ato [1.1]
Explications en anglais  10 possessed, allowed [1.2, 1.7]
11 had, got, understood, permitted, can, may. It is used before any passive or relative verb, in the sense of can or may, as: azo atao, May be done. It also takes the place of our English -able, and -ible in making words into adjectives, as azo hanina, edible. [1.2]
12 gotten [1.7]
Explications en français  13 gagné, obtenu ; compris ; permis [1.8]
Exemples  14  ary raha izany, inona no haja sy voninahitra ho azoko; [2.293]
15  ary tsy hitanao angaha ity famonjena tampoka azontsika. [2.324]
16  Safosafo loha sy tambitamby no azony; [2.470]
17  izay mamin-dry zareo Raby jiosy fatratra ka notanany mafy, dia be hevi-dravina foana ka azo isaina koa ho karazan' ny "anganongano" voalaza eto. [1.38]
Morphologie 
18  Présent :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  39  109 combinaisons de ce mot
Proverbes  40  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)41  azo
Partie du discours  42  conjonction [Liste complète]
Explications en français  43 à cause de, parce que: Tsy vita ny raharaha azon' ny tsy fahatongavanao (Cela n'est pas terminé, parce que vous n'êtes pas venu) [1.3]

Anagrammes  44 azo, 45 Oza, oza, 46 zao

Mis à jour le 2025/11/17