Entrée fahazotoana (zoto)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny olona mazoto; harisihana, faharisihana: Arakaraka ny fahazotoanao amin' ny asa no itomboan' ny karamanao [1.1]
Explications en anglais Zeal, diligence [1.7]
Explications en français Zèle, diligence [1.8]
Vocabulaire 
Synonymes hazotoana

Mis à jour le 2023/01/20