Entrée hazotoana (zoto)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny olona mazoto; harisihana, faharisihana: Arakaraka ny fahazotoanao amin' ny asa no itomboan' ny karamanao [Rajemisa 1985]
Synonymes fahazotoana
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31