| Entrée | 1 faheniny |
| Radical | 2 enina |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Famarana ampahenin' ny vary iray (20 litra)
[1.1] |
| Exemples |
5 ary nilaza fa raha ny harena avy amin drai-beny anànany faheniny, dia tsy omen-jaza hafa;
[2.59#176]
6 Zandiana volonondry enina metatra / Vary akotry faheniny / Mangahazo iray harona / Voatavo roa. [2.59#318] |
| Proverbes | 7 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|