Entrée enina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Dimy ampiana iray: Enim-bolana ny tapa-taona [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise six [Hallanger 1973]
Traduction française six [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974]
Traduction internationale 6 [3.1]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
enina
enin'
enin-
enim-
eni-
Mots composés, titres, noms 
Tableaux et planches Les nombres
Addition
Multiplication
Exemples 
1Angamba tokony ho fahatelony io enin'arivo io no sisa velona [Cohen-Bessy: Rakotovao]
2Tokony ho tamin' ny enina hariva izahay nondao an' i Toamasina [Andriamalala: Ranomasina, page 45]
3Ao anatin' ny enim-bolana nametrahana ny kaonty no amoahany ny heviny [SeFaFi ]
4Na izany aza anefa ny fahasahirananay dia mba manana ny tranonay izahay eni-mianaka [FOFAFIPE: Haivola]
Articles 

Entrée enina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mahazo ny anjara sahaza ny tena: Enin-kaja izahay, tompoko, amin' izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra [Rajemisa 1985]
Traduction française qui a sa part, pourvu, participant [Abinal 1888]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Kibobo tsy enina ny vary va aho
ka hanery ny vato madinika?
[Fox: Hainteny, numéro 249]

Mis à jour le 2020/07/31