Entrée fahiazana (hia)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny olona mahia (hahia, hahiazana) Loza ny fahiazan' itỳ zaza itỳ: hita mitrakitra-erỳ ny taolan-tratrany [Rajemisa 1985]

2009/09/01