Entrée |
hia
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Tsy fahazoa-nofo, fahamaimainana, tsy fisiana tavy, toa taolana fotsiny: Ny tavy no mifanohitra amin' ny hia [Rajemisa 1985]
|
Définition anglaise | leanness [Hallanger 1973]
|
Définition française | maigreur [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| ténuité [Abinal 1888]
|
Dérivations |
Antonymes |
|
Entrée |
hia
|
Partie du discours | nom
|
Définition française | [Tankarana]
pluie qui ne cesse de tomber. [David 1952 (takila I)]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
hia
|
Partie du discours | interjection
|
Définition malgache | Teny entina manakora ny hafa, sakoa izay:
Hia! Manao ahoana izany voa! [Rajemisa 1985]
|
|