Entrée fahihirana (hihitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitsitsiana tafahoatra [1.1]
Explications en français L'avarice, la parcimonie [1.3]
Exemples Tandremo tsara sao azon' ny fahihirana hianareo, fa ny ain' ny olona tsy miankina amin' ny habetsahan' izay ananany. [2.996]

Mis à jour le 2023/01/06