Entrée fahiratana (hiratra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny hamarin' ny fijery, ny mizana [1.1]
Explications en français La justesse de l'œil, de la balance [1.3]
Exemples hilaza fahafahana amin' ny mpifatotra sy fahiratana amin' ny jamba, hanafaka izay nampahorina ary hitory ny taom-pahasoavan' ny Tompo sy ny andron' ny famaliana. [2.996]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/06