Entrée faka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Teny enti-milaza ny fototry ny zavamaniry milentika any ambanin' ny tany ka mampiorina azy tsara ary koa misintona ny sakafony avy ao; matetika no mirantsandrantsana eran' ny tany any ny fakan' ny hazo lehibe [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a root. [Mal. akar (?).] [Richardson 1885]
   root, cause [Hallanger 1973]
Traduction française   racine, cause [Hallanger 1974]
Dérivations  
Citations  

Entrée faka (aka)
Partie du discours   nom ou adjectif
Définition malgache   Fomba entina maka: Toy izao no faka ireny voankazo ireny
¶ Azo alaina, tokony halaina: Olona tsy faka taranaka [Rajemisa 1985]

Entrée faka
Partie du discours   nom
Traduction anglaise   In the provinces it also means the private parts. [Richardson 1885]
Traduction française   parties indécentes. [Tankarana] [David 1952 (takila F)]

Mis à jour le 2017/03/10