|
|
|
|

Entrée1  famakian-teny
Mots élémentaires  2 famakiana, 3 teny
Partie du discours  4  locution
Explications en anglais  [famakianteny] 5 a reading book or lesson
6 a lectern [1.2]
7 reading; a reading lesson [1.7]
Explications en français  8 la lecture; un morceau à lire [1.8]
9 lecture [1.13, 1.66]
Exemples  10  Tsy mitompo teny fantatra ny mpanoratra, nefa hafa lavitra noho ireo boky famakianteny malagasy efa misy amin'izao fotoana izao [2.332#]
11  Koa heverinay fa ho fanoitra lehibe ho an' ny mpianatra eo amin' ny famakianteny sy fanazaran-tsaina ny rohy Vola mba hirosoany ho amin' ny lalindalina kokoa hatrany eo amin' ny fianarany sy ny fiainan-koaviny [2.117#]

Mis à jour le 2025/10/07