|
|
|
|

Entrée1  famakiloha
Mots élémentaires  2 famaky, 3 loha
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 karazam-bibikely mitovitovy habe amin' ny valalavao saingy lava vatana kokoa,
6 amin' ny antokon' ny Orthoptères. Henjana ny elany ambony ary manify makarakara toy
7 ny elatra ambany amin' ny azy. Lava be ny tendany. Ny tanany roa anoloana dia sady lava no lehibe
8 sy mantajaka, io no fandraisany haza, ets., dia biby madinika samy hafa.
9 Misy karazany maro izy: ny sasany borobory ny lohany ary ny masony roa dia mivoaka avy eo an-daniny avy, karazany vaventy ireo. Ny sasany kosa indray dia lava sady maranitra ny lohany, toy ny valala Tsindakana. [1.10#F.155]
10 Biby maitsomaitso sahala amin' ny valala, ary misy toy ny famaky eo amin' ny vavany, izay nahatonga ny anarany [1.1]
Explications en anglais  11 A species of mantis [1.2]
Explications en français  12 la mante prie-Dieu [1.3#141]
Vocabulaire  13  Zoologie: invertébrés
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  15 famakiloha, 16 mahalofika

Mis à jour le 2025/11/13