|
|
|
|

Entrée1  loha
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
8  Adverbes :
9  Prépositions :
Tous les mots composés  10  183 mots contenant loha
Explications en malgache  11  [1.1] Faritra ambony indrindra amin' ny tenan' ny olombelona -- ary aloha indrindra kosa ho an' ny biby -- izay mizara roa: ny eo anoloana misy ny maso, orona, sofina, vava, ary ny ao an-damosina rakotry ny volo, fa ny ao anatiny kosa misy ny ati-doha fototry ny fihontsonana sy ny fisaintsainana ary ny finiavana: Nianjera izy ka vaky ny lohany (raha ny ao anatin' ny loha no lazaina, dia ny teny hoe andoha no ampiasaina: Marary ny andohako; jereo Andoha
Saina: olona kely loha koa izay nametraka itỳ teto
Lehibe mpitarika: Rainivoanjo no lohany tamin' io raharaha ratsy io
Tendrony aloha amin' ny zavatra iray: Nifatratra tao anaty zozoro ny loha lakana
Karazana: Maro loha ny sakafo narosony ho anay
Explications en anglais  12  [1.7] the head; the front part
Explications en français  13  [1.8] la tête; la partie avant
Exemples  14  [1.257#] Elo manga miofon'andro ambony loha;
15  [2.528#] Dia hisy loha ho tapaka indray atsy ho atsy!
Vocabulaire  16  Biologie
17  Espace
Analogues  18  filoha, lehibe, tale, mpitondra, mpitarika, mpifehy, mpanapaka, mpandidy, vovonana iadian' ny lohany, loholona, ben' ny tany, ray aman-dreny, tompomenakely, tompombodivona, mpanjaka, andriana, andriamanjaka
Holonyme 
Méronymes 
Co-méronymes 
Proverbes  47  Proverbes contenant le mot loha
Article  48  Randzavola: loha ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  49  halo, hola, laho, loha

Mis à jour le 2025/08/10