|
|
|
|

Entrée1  famantanana
Radical  2 vantana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fandehanana mahitsy mankany... fanitsiana, fahatongavana tsy mivilivily, fandehanana tsy misy mitana
5 Toerana faleha avy hatrany: Atỳ aminay no famantanan'i dadatoa isaky ny miakatra [1.1]

Anagrammes  famantanana, 6 fanamantana

Mis à jour le 2025/09/12