|
|
|
|

Entrée1  famantaranavaratra
Mots élémentaires  2 famantarana, 3 avaratra
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Fitaovana tantra entina mamantatra ny avaratra amin' ny alalan' ny takela-by lavalava toy ny sahazam-pamantaranandro misy andriamby, ka manondro ny avaratra mandrakariva ny tendron miloko manga, ary ny atsimo, ny tendrony miloko mena [1.1]
Explications en anglais  6 The mariner's compass [1.2]
7 a compass [1.7]
Explications en français  8 boussole [1.8]
Exemples  9  Mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay. [2.471]
Vocabulaire  10  Instrument

Mis à jour le 2025/09/12