Entrée ranomasina (rano, hasina)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Rano lalina sady midadasika ary manonja misamboaravoara, manodidina ny tany: Masirasira ny tsiron' ny ranomasina ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   The sea
¶ the first water carried up at the ceremony of circumcision, which is obtained by the immersion of the person fetching it, together with the calabash in which it is carried. Should the child be expected to reign, the water must be fetched from the sea. [Jav. Ranu masim.] [Richardson 1885]
   the sea [Hallanger 1973]
Traduction française   la mer [Hallanger 1974]
Exemples  
1Heveriko fa eo amin' ny ranomasina ny ho-avinareo. [Andriamalala: Ranomasina, page 42]
2Ireo no tany fanalan' andriana ranomasina. [Callet: Tantara, page 75]
Vocabulaire  
Morphologie  
ranomasina
ranomasiko
ranomasinao
ranomasiny
ranomasintsika
ranomasinay
ranomasinareo
ranomasin'
ranomasin-
ranomasim-
ranomasi-
-dranomasina
-dranomasiko
-dranomasinao
-dranomasiny
-dranomasintsika
-dranomasinay
-dranomasinareo
-dranomasin'
-dranomasin-
-dranomasim-
-dranomasi-
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Articles  

Mis à jour le 2017/07/07