|
|
|
|

Entrée1  famantsy
Partie du discours  2  adjectif
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Enti-milaza toetr' olona fetsy sady kinga aoka izany amin' ny fahitana hevitra na tetika
Explications en français  6  [1.3#141] Un fin matois, un roué, un politique habile, un madré, quiconque excelle dans son genre
Exemples  7  [1.437#] Ka misy vola fadin-tseranana arivo mahery nozaraina toy izany, ka hoy ilay famantsy ahy amin' ny marika : " Avelao hozaraiko, ka raha misy diso na varirairenty aza dia izaho no mameno.
Analogues  8  kinga, fetsy, konjo

Mis à jour le 2025/08/10