Entrée famaranana (farana)
Partie du discours nom
Définition malgache Teny atao amin' ny faran' ny lahateny na lahatsoratra mba ho fehin' izay voalaza
¶ famitana, fanaperana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a smoothing-knife
¶ the final declaration about business that has been done. [Richardson 1885]
 the end or finishing of something; the act of smoothing [Hallanger 1973]
Définition française la terminaison [Abinal 1888]
 la fin, la conclusion, la limite, la péroraison, action de rogner, d' égaliser , de limer, l'instrument [Abinal 1888]
 action de clôturer une réunion; finition, polissage [Hallanger 1974]
 terminale [Rakotonaivo 1993]
Morphologie 
famaranana
famaranako
famarananao
famaranany
famaranantsika
famarananay
famarananareo
famaranan'
famaranan-
famaranam-
famarana-
-pamaranana
-pamaranako
-pamarananao
-pamaranany
-pamaranantsika
-pamarananay
-pamarananareo
-pamaranan'
-pamaranan-
-pamaranam-
-pamarana-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Manatona tanety hatrany foana no famaranana azy rehetra. [Ndemahasoa: Antakay, page 90]
2Io fehezan-teny famaranana azy io no nentinay nanavaka ny tapasiry tamin'ny tantara. [Razafiarivony: Harivolana, page 96]

2017/04/11