|
|
|
|

Entrée1  famaritana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  faritra
Tous les mots composés 
Explications en malgache  8  [1.1] Fanasiana faritra, tsipika manodidina, famalana, famerana
9  [1.13] fanomezana fanazavana ny teny iray
Explications en français  10  [1.3#155] l'action de circonscrire, de limiter, l'instrument
11  [1.13] définition
Exemples  12  [4.27#2007/04/21] Inona ny famaritana mazava ny antony iapangana azy?
13  [2.285#182] Moa ve misy famaritana hafa heverinao fa mety na azo ilazana ny finoana?
14  [2.606#83] Araka izany famaritana ny foto-dresaka izany, dia lahateny noraisim-peo no hotrandrahina.

Anagrammes  15  famaritana, famiratana, firamatana

Mis à jour le 2025/08/10