Entrée famefehana (fefika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaovana izay hahafefika, hahavaky: Anjaran' ny lehiben' ny sambo ny famefehana ny sambony mita hitany fa ilaina [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20