Entrée fametahana (petaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandraiketana (sary, taratasy...) amin' ny rindrina..., fanditiana [1.1]
Explications en français Pose [1.13]
Exemples 
1Tsy inona izany fitsaboana izany, fa fametahana taila. [2.472]
2Ary ny mitohy temitra dia ny fametahana temitra vaovao amin' ny trano hanaovana ny famorana ny Zanakandriana. [2.508]
Vocabulaire 
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/15