| Entrée (1/3) | 1 famoasana |
| Radical | 2 vofy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..)
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 the act of peeling
[1.7] |
| Explications en français |
6 l'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif
[1.3#846] 7 action d'éplucher, de dépouiller [1.8] |
| Exemples |
8 Mbola eo anefa ny fanidiana ny akoho amam-borona, ny fampidirana am-bala ny ombin-tsarety roa lahy, ny fahandroan-kanina, ny famoasana voanongo hatao jiro, izay efa nanana ny anjara asa fanaony avy izy rehetra tamin' izany.
[2.472#17]
|
| Synonymes | 9 fivoasana |
| Tous les mots composés | 10 anjam-pamoasana |
| Entrée (2/3) | 11 famoasana |
| Radical | 12 vofy>[cr]<m:tif>voasana, voavofy, mamofy, mivofy, famofy, fivofy, mpamofy, mpivofy, amoasana, famoasana, ivoasana, fivoasana |
| Partie du discours | 13 nom |
| Explications en malgache |
14 Fanazavana: Famoasana tanin' ny Soratra Masina
15 Fitsikerana: Famoasana lahatsoratra [1.1] |
| Explications en anglais |
16 an explanation or exposition of ideas
[1.7] |
| Explications en français |
17 l'action d'expliquer, le moyen, le mofif
[1.3#846] 18 exposition d'une idée [1.8] |
| Synonymes | 19 fivoasana |
| Entrée (3/3) | 20 famoasana |
| Partie du discours | 21 nom |
| Explications en français |
22 chariotage
[1.13] |
| Vocabulaire | 23 Technique |
| Tous les mots composés | 24 asa famoasana |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|