|
|
|
|

Entrée1 famokisana
Radical  2voky
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4Fanomezana sakafo betsaka: Hatao ahoana no famokiaano ireto vahoaka maro be ireto.
5Famporisihana, fitarihana, fambosiana: Mendri-tsazy mafy ny famokisana ny vahoakatoy itony. [1.1]
Explications en français  6L’action de rassasier, d’exciter, de pousser à la désobéissance, à la révolte, le motif, le moyen. [1.3#849]
Exemples  7 Nisy didy navoaka noho ny famokisana nataon' i Ptolemea mba hampihatra izany hevitra izany ihany koa amin' ny Jody ao amin' ny tanàna greka manolotra azy, sady hanao sorona; [2.996#]

Mis à jour le 2025/09/12