|
|
|
|

Entrée1  famoloana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  volo
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Tokotany namboarina sy nolalorina tain' omby mba ho fivelezam-bary sy ho fanahazana azy.
(Noho ny fanaovam-bary indray mandeha isan-taona monja, dia isan-taona koa vao nodiovina tsara ny famoloana, ka izany no nahatonga' ny ankamantatra momba azy manao hoe: Inona àry izany: Rangahibe herintaona vao misasa tova)
Explications en anglais  6  [1.2] A threshing floor.
Proverbes  7  Proverbes contenant le mot famoloana

Anagrammes  8  famoloana, manao lafo

Mis à jour le 2025/08/10