Entrée volo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zavatra lava madinika kely ohatra ny kofehy tantra maniry amin' ny faritra sasantsasany amin' ny tenan' ny olombelona na ny biby ary na dia ny zavamaniry ara: Be volon-tratra io lehilahy io ~ Be volo mahafinaritra ny amboan' i Bary ~ Ataon' ny olona fanafody ny volon-katsaka
¶ Volon-doha: Efa lava ny volon' ise ka andeha mba hampanetezo. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   hair ; feathers; moss [Hallanger 1973]
Traduction française   cheveux, poil; plume; mousse [Hallanger 1974]
Exemples  
1Tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina. [Andraina: Mitaraina, page 109]
2randranina madinika ny volo ny reninjaza; [Callet: Tantara, page 74]
Dérivations  
Morphologie  
volo
voloko
volonao
volony
volontsika
volonay
volonareo
volon'
volon-
volom-
-bolo
-boloko
-bolonao
-bolony
-bolontsika
-bolonay
-bolonareo
-bolon'
-bolon-
-bolom-
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Articles  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot volo (3): Ivolo, Sahavolo, Volobe

Entrée volo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Lokon-javatra na biby: Toy inona no volon' ilay ombinareo very izay? ~ Ity lamba tanora volo ity entinao fa tena manendrika anao mihitsy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   color [Hallanger 1973]
Traduction française   couleur [Hallanger 1974]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot volo (1): Manambolo
Analogie   volo/colors/couleurs
   Robes des boeufs

Entrée volo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Endrika, tarehy: Tsy volon' olona handeha akory ianao izany! [Rajemisa 1985]

Entrée volo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazan-javamaniry fahita amin' ny tany mafana, manana toetra manokana: ny tahony tsoa-tokana tsisy rantsany, mavo malamalama, poaka aty, nefa misy tonony, mety ho voafihin' ny rantsantanana roa ny habeny, ary ny raviny etiety kely maranitra. Maro karazana ny volo: ny voloandotra, ny voloandritra, ny volodia, ny volodiosy, ny volosanga, ny volosy, ny volotara, ny bararata, ny volotsangana, ny volovaliha, ary ny volovato [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   bamboo [Hallanger 1973]
Traduction française   bambou; roseau [Hallanger 1974]
Traduction française   bambou [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  
Analogie   volotsangana
Illustrations  

Mis à jour le 2017/06/29