Entrée famonjena (vonjy)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitondrana vonjy, fanalana amin' ny loza: Noho ny famonjenan-dRakoto no tsy nahafaty andrano an' i Naivo
¶ Fanampiana: Misaotra amin' ny famonjenao fa raha tsy ianao tsy nilaoka ireto kambory kely ireto
¶ Fanatrehana, fandehanana mba ho tonga amin' ny,..: Ataovy zava-dehibe ny famonjena fotoampivavahana ny alahady [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise help ; salvation [Hallanger 1973]
Traduction française aide, secours ; salut [Hallanger 1974]
Articles 

Mis à jour le 2020/07/31