Entrée vonjy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Avotra, fanalana amin' ny loza; fanampiana, fiantràna
¶ Famonjena kely na fahafaham-po kely mialoha
¶ Enti-milaza koa ny famoriam-bola sy famonjena ireo tratran' ny tsy fahampiana tampoka na voina [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   help, rescue, salvation [Hallanger 1973]
Traduction française   aide, secours, salut [Hallanger 1974]
Exemples   Angamba anefa ny fiarovan-tena vonjy poritra no nahatonga indrindra ny fandehan-javatra ho toy izany. [Andraina: Mitaraina, page 75]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2013/04/05