Entrée | 1 famoronana |
Radical | 2 forona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanaovana zavatra tsy mbola nisy nanao: Ny Sinoa no nahita voalohany ny famoronana ny vanja [1.1] |
Explications en français |
5 La création, l’invention, la production, la formation, la fondation, la fabrication, la construction, l'action de se procurer, le lieu, le temps, les instruments, la matière. [1.3#188] |
Exemples |
6 Fa efa tapitra ny andron' ny famoronana.
[2.5]
7 Ny halehiben’ireo fihondronam-by an-kibon’ny tany ireo (tahiry, fampiasam-bola ilaina, famoronana asa, sns. [4.27] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Article | 11 Randzavola: famoronana ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 12 famoronana, 13 fanamorano, 14 fanamorona |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |