| Entrée | 1 fampanantenana | 
| Radical | 2 antena | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Exemples | 4   Saotsaotra sy fampanantenana tsy misy ohatra izany no nifanaovan' izy mianaka.
[2.470] 5 Mifanohitra amin' izany anefa, dia tsy voahaja hatrany izany fampanantenana izany. [4.27] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |