Entrée | 1 fampanarahana |
Radical | 2 araka |
Partie du discours | 3 nom |
Exemples |
4 Ny fampanarahana ireo va-hiny ireo ny lalàn' ny tany onenany mantsy no anisan' ny zava-dehibe koa tamin' ny fanjakana tamin' izany.
[2.366#]
5 Ho famenoana ireo fepetra misy ankehitriny, dia natao ny fanadiovana vitsivitsy, fampanarahana toetr' andro, fanamarihana, fanoritana mazava, fandrindrana sy fampanarahana amin' ireo rijan-teny hafa. [1.384#] |
Tous les mots composés | 6 filankevitry ny fampanarahana fitsipika |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |