Entrée fampatoriana (tory)
Partie du discours nom
Définition française hypnotisme [Rakotonaivo 1993]
Vocabulaire 
Exemples 
1Tsy navelan' ny dokotera notaitairina rahateo koa fa harerahan-tsaina, hono, no nahazo ahy ka nampiany fampatoriana kely aza angamba ny fanafody. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 13]
2Nanamarika an' izany ny fanendren' ny Ben' ny tanàna ny tompon' andraikitry ny fokontany izay nofidin' ny olom-pirenena teo aloha, ny fampatoriana ny Faritany mizaka tena, na dia manana ny satany amin' ny Lalàm-panorenana aza izany rafitra izany, ary koa ny fametrahana ny Faritra amin' ny fepetra tsy manaja ny Lalàm-panorenana. [SeFaFi , 2005/03/04]

Mis à jour le 2018/10/01