Entrée fampifandraisana (ray)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fampiharoana volo [1.13]
Explications en français Intégration [1.13]
Exemples 
1Mitana toerana lehibe ny Karana, hoy i B. Schlemmer, amin' ny fampifandraisana ny fomba famokarana sakalava ao amin'ny fomba famokarana kapitalista. [2.606]
2Kanefa raha nampiharina tamim-pilaminana sy tamim-pahamendrehana izany dia ho nahazoana vokatra amin' ny lafiny fampifandraisana sy fampianarana ny mponina ary fampiasana ny loharanon-karena amin' ny fomba samihafa [4.27]
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/27