|
|
|
|

Entrée1 fampihavanana
Radical  2havana
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fampifanarahana olona tsy nifanaraka na niady teo aloha [1.1]
Explications en français  5 réconciliation [1.13]
Exemples  6 Ny lainga ka halan' ny rahan' ny fampihavanana. [2.245#]
7 Ny fampihavanana kosa dia toe-draharaha lavitra ezaka tena hafa karazana mihitsy. [4.27#]
8 fampihavanana no nomaniko hatao, fiangaviana tsy hitazonana alahelo na hatezerana amin' i Doda. [2.4#]
Article  9Randzavola: fampihavanana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/09/12