Entrée fampinonoana
Partie du discours   nom
Définition malgache   ¶ fampinonoana mandray roa: sady minono amin'ny reniny no amin'ny biberao
¶ fampinonoana voatrolombelona: fampinonoana ankoatra ny nono [SLP: Voambolana]
Traduction française   allaitement
¶ fampinonoana amin'ny reny hafa: mise en nourrice
¶ fampinonoana mandray roa: allaitement mixte
¶ fampinonoana voatrolombelona: allaitement artificiel
¶ fampinonoan'ny reny: allaitement maternel [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2009/09/09