|
|
|
|

Entrée1 fanabokana
Radical  2boka
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fanaratsiana, fanambaniana, fanamavoana: Loza ny fanabokan' ny mpialonany zava-tsoa eny aminao [1.1]

Anagrammes  5 fanabokana, 6 fanabonaka, 7 fanakobana, fanakobàna

Mis à jour le 2025/11/03