| Entrée | 1 fanaboniana |
| Radical | 2 abony |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 fanolikolena, famitahana olona amin' ny teny mamy na tambitamby; fanabosiana, fanabontsinana, famangopangohana
[1.1] |
| Explications en français |
5 la fourberie
[1.3] |
| Analogues | 6 fambosiana, 7 fanabosiana |
| Mis à jour le 2025/10/31 |
|