Entrée fanabosiana (abosy)
Partie du discours   nom
Définition malgache   famitahana olona amin' ny teny mamy na tambitamby
Mitovy hevitra: famangopangohana ~ fanaboniana ~ fanabontsinana ~ fanangolena ~ fandrisihana ~ fandroboana ~ fanolikolena [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2013/10/31