Entrée fanadalana (adala)
Partie du discours   nom
Définition malgache   filalaovana (olona), fametsifetsena, fanambakana; fitaomana amin' ny alalan' ny fangolingolena: izao no vokatry ny fanadalan' ny zanakao ny zanak' anabaviko
¶ fandrebirebena, fampivezivezena, fampitotototoana: loza ny fanadalan' ny mpiasam-bahoaka sasany ny olona fa asainy mankatsy, asainy mankaroa [Rajemisa 1985]
Traduction française   L'action de duper, d' importuner, moyen employé pour duper, le motif, le lieu, le temps [Abinal 1888]

Mis à jour le 2013/09/04