| Entrée | 1 fanadinana |
| Radical | 2 adina |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanontaniana, fanantsafana:
5 No tsy valianao ny fanadinana ataoko aminao? 6 Fakana am-bavany, famotorana: 7 Naharitra adiny telo ny fanadinan' ny Kaomisera an' ilay mpisoloky 8 Fitsapana fahaizana: 9 Hanomboka anio na fanadinan-dry Fara 10 Manala na maka fanadinana [1.1] |
| Explications en anglais |
11 an examination, or a book of questions.
[1.2] 12 an examination [1.7] |
| Explications en français |
13 L'examen, les questions
[1.3] 14 information [1.4] 15 examen [1.8] |
| Exemples |
16 Tonga ary ny fanadinana.
[2.499]
17 Ka raha tsy afaka fanadinana aho? [2.472] |
| Tous les mots composés | 18 4 combinaisons de ce mot |
| Anagrammes | 19 fanadinana, 20 fandainana, 21 fandaniana |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|