| Entrée | 1 fanafihana |
| Radical | 2tafika |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4Fanatonana mba hamely amin' ny basy aman-defona; fibosesehana hanafika.
[1.1] 5fananiham-bohitra na fandravana an-keriny ny tanin'olona amin'ny ady. [1.13] |
| Explications en français |
6invasion.
[1.13] |
| Vocabulaire | 7 Politique |
| Anagrammes | 8 fanafihana, 9 fifahanana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|