Entrée tafika
Partie du discours nom
Définition malgache Fitambaran' ny miaramila enti-miady, miaramila amim-piadiana: Nandroso hamely ny fahavalo ny tafika
¶ Fitambaran' ny miaramila mampiasa fiadiana sy fomba fiady iray: Ny tafika an-tanety, ny tafika an-dranomasina
¶ Fitambaran' ny miaramila eo ambany fanevam-pirenena, foloalindahy: Izy no jeneraly mifehy ny tafika
¶ Enti-milaza fahamaroan' isa, fahabetsahana: Betsaka ve ny olona niakatra tatỳ an-tanàna nijery fety? Tafika iray manontolo ka ianao angaha maninona! [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a war party; an army [Hallanger 1973]
Définition française expédition guerrière; armée [Hallanger 1974]
Exemples 
1Tonga ny tafika, hoy ny baikon' ilay lehibeny tao an-tanàna! [Rajohanesa: Kintana]
2Tonga tokoa ny tariky ny tafika angilisy. [Andraina: Mitaraina, page 145]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
tafika
tafik'
tafi-
tafiky
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée Tafika
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste]
Exemples ary i Tafika teo Ambohijanaka. [Callet: Tantara, page 531]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les idoles anciennes

2017/01/20