Entrée fanafohezana (fohy)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanaovana ho fohy: Faly ny mpianatra raha misy fanafohezana ny fotoana ianarana
¶ Filazan-javatra amin' ny teny fohy: Ny R.D.M. dia fanafohezana ny hoe Repoblika Demokratika Malagasy [Rajemisa 1985]
Traduction française   abréviation, raccourcissement [SLP: Voambolana]

Mis à jour le 2009/09/09