Entrée (1/2) | 1 fohy |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 8 39 mots contenant fohy |
Explications en malgache |
9 [1.1] Tsy lava, kely: Fohy loatra ny akanjonao Tsy maharitra, mora tapitra: Fotoana fohy taorian' izay... |
Explications en anglais |
10 [1.7] short |
Explications en français |
11 [1.3, 1.8] court 12 [1.3] bref, laconique, petit |
Exemples |
13 [2.4] fotoana fohy taorian' izany, dia nahita asa izy. 14 [2.472] tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina. 15 [1.3] fohy io zazalahy io (ce garçon est petit) 16 [1.3] fohy ny andro izao (les jours sont courts maintenant) |
Antonymes | 17 lava |
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot fohy |
Entrée (2/2) | 19 fohy |
Partie du discours | 20 impératif du verbe passif fohina [Liste complète] |
Radical | 21 foka |
Exemples |
22 [1.3] fohy ny hanitr' ireo vonin-kazo ireo (humez le parfum de ces fleurs) 23 [1.3] fohy ny amoniaka (aspirez l’ammoniaque) |
Anagrammes | 24 fohi, fohy, hofy |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |