Entrée fanahazana (hahy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fainelarana zavatra eo amin' ny hainandro mba ho maina; toerana amelarana zavatra mba ho maina: Ataovy erỳ amin' ny fanahazan-damba itỳ [1.1]
Explications en français L'action de mettre au séchoir, le lieu, le temps [1.3]
Exemples Eo amin' ny fanahazana azy eo an-tokontany, miseho ihany ny tiana hafenina. [2.472]

Mis à jour le 2023/01/06