Entrée fanahiana (ahy)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ahiahy: Be loatra ny fanahian' ny olona anao ho mpangalatra ka aleo miala eto amin' ny fokontany
¶ Tahotra, fahatahorana: Ny fanahiana ny gadra sao mandositra no anaovana azy tsara ambina [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   worry, anxiety [Hallanger 1973]
Traduction française   souci, inquiétude [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Citations  

Mis à jour le 2012/11/05